Teny iditra andamosina (lamosina)
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza toerana eo ivohon' ny zavatra iray: Miery ao andamosin' ny lalimoara i Fara kely
Ambadika, ivoho [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05