Teny iditra | andao (leha) | |
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fihasimban' ny hoe andeha: Raha arahina matoanteny izy, dia entina mitaona: Andao hitsangantsangana. Raha mandeha irery, dia mitovy hevitra amin' ny hoe roso na lasa! Teny ampiasaina mba hitaomana ny olona hiara-mandeha amin' ny tena: Andao hifanala hazakazaka isika, hoy ny sokatra tamin' ny bitrodia [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | [An irregular Imperative from mandeha, to go.] Let us go, let us be off. See leha. [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Partons, allons [1.3] | |
Tsipelina hafa | ndao | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny andao io | |
Fivaditsoratra | adano, adona, andao, doana |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |