Teny iditra | an-davany | |||
Singan-teny | lava | |||
Sokajin-teny | tambinteny | |||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Manaraka ny halavany [1.78] | |||
Jereo an-tsakany [1.1] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Dans le sens de la longueur [1.3] | |||
Ohatra | Izao no fara-hevitro, ry Laima, hitako fa tia ahy Razay, ary izaho ihany no andavany an-dry zalahy rehetra maka azy ireo
[2.324] | |||
Kamban-teny |
| |||
Teny iditra | andavany (la) | |||
Sokajin-teny | endritenin' ny hoe andavana | |||
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/19 |