Teny iditra (1/2) | 1 an-davany |
Singan-teny | 2 lava |
Sokajin-teny | 3 tambinteny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.78] [Taisaka]
manaraka ny halavany 5 [1.1] jereo an-tsakany |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] dans le sens de la longueur |
Ohatra |
7 Izao no fara-hevitro, ry Laima, hitako fa tia ahy Razay, ary izaho ihany no andavany an-dry zalahy rehetra maka azy ireo [2.324#] |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 10 andavany |
Fototeny | 11 la |
Sokajin-teny | 12 endritenin' ny hoe andavana |
Fivaditsoratra | 13 anadivan, an-davany, andavany, andiavan, nanadiva, nandiava, niandava |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/19 |