|
|
|
|

Teny iditra1  an-deboka
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Amin' ny toerana ivaiva takon-drivotra: Toa tsy hahasalama itỳ tanàna itỳ izany fa an-deboka loatra
Singan-teny  4  deboka

Fivaditsoratra  5  an-deboka, bodekana, daboneka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21