Teny iditra | 1 an-deboka |
Singan-teny | 2 deboka |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Amin' ny toerana ivaiva takon-drivotra: Toa tsy hahasalama itỳ tanàna itỳ izany fa an-deboka loatra |
Fivaditsoratra | 5 an-deboka, bodekana, daboneka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |