|
|
|
|

Teny iditra1  andevozina
Fototeny  2  andevo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Atao mpanompo, entina amin' izay itondrana azy, ampanaovina izay tiana
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2, 1.7] to be enslaved
6  [1.2] to be reduced to slavery.
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] qu'on traite en esclave
Ohatra  8  ireo mpihevitra fa andevozina ny sainy raha tahiny ka mino izy. [2.313#]
9  Ary ireo babo sy sambobelona ireo tsy azo andevozina na vonoina. [2.366#]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  14  andevoina

Fivaditsoratra  15  anandevozy, andevozina, iandevozan, niandevoza

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21