Teny iditra | andiasy | |
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala] Andraso: Andiasy lehiroa aho laha hambely kafe anareo (andraso letsy aho raha hioty kafe hianareo) [1.78] | |
Fivaditsoratra | andiasy, asidina, disaina, sai-dany |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |