Teny iditra | 1 andininy |
Fototeny | 2 dinika |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fitsinjarazarana ny teny ao amin' ny toko iray ka misy isa filaharany mba hahamora ny fitadiavana sy fitadidiana azy: Jereo Lioka, toko 1, andininy faha-52 Fizarazaran' ny tononkalo na tononkira iray, izay samy misy andalana maromaro mitovy isa: Misy andininy folo ny Midona moramora nataon' Ny Avana |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] a verse. See dinika 6 [1.7] a verse or stanza; details |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] verset ; détails |
Fivaditsoratra | 8 andininy, nadininy, nanidiny, nidinany |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |