Teny iditra andrakale
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Tanala] ela, maharitra, elabe: Nirerirery t'aja anareo andrakale be jay (nikarenjy taiza foana ianareo izay elabe izay) [Rakotosaona 1972]

2009/09/01