Teny iditra andrambo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tandroy] andry lehibe eo ampoavoan'ny tapenaka roa mitondra ny vovonana: Akore fa mihetsikeketseke ty andramo roe reo [Rakotosaona 1972]

Teny iditra andrambo
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Sakalava] (relatif de mandrambo : mettre des franges, des décorations). Herbe indéterminée, à fleurs rouges. [Boiteau 1997]
Voambolana 

2017/12/07