| Teny iditra | 1 Andraozikely |
| Singan-teny | 2 raozy, 3 kely |
| Sokajin-teny | 4 anarana (lohatenim-boky) [Fitanisana] |
| Ohatra |
5 Fa maro koa ny gazety nanoratany : Ny vaovao, izay namoahany ny tantara mitohy "andraozikely", ary maro no mihevitra fa io no tantara noforonina (roman) malagasy voasoratra voalohany indrindra.
[2.357#]
|
| Mpanoratra |
6 Ravoajanahary Alphonse |
| Mpanonta printy |
7 pubid="vaovaofrantsaymalagasy#mg.ntj" date="1906" country="">. , 1906. |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|