Teny iditra | 1 andrarahana |
Fototeny | 2 raraka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny fameno |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#513] |
Ohatra |
5 Dorana anaty fatana io angady io, dia andrarahana siramamy ihevohan' ny azon' ny sovoka io. [2.245#156] 6 Ny fanao amin'ny vary dia tsy mba fafazana, fa eo amin'ny vavarano miditra amin'ny tanimbary no andrarahana kely amin'io rano masina io, dia mipariaka amin'ny vary rehetra izay alehan'ny rano io rano fiaro io, ka mahavita sy maharo na dia vary amin'ny tanimbary iray lohasaha be aza. [2.588#] |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |