Teny iditra | 1 andrarezina |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Hazo zokiny indrindra ao an' ala |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] name of a shrub or small tree. Trema grisea, Baker. The Sponia affinis, Planch, allied to this, is known in Mauritius as Andaraise. Same as tsilaibaratra |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] arbuste. Celtis madagascariensis 6 [1.196] (complication orthographique inutile andrareza) Trema orientalis (L.) Blume et Trema humbertii J.-F. Leroy (Cannabaceae). La poudre des feuilles sèches est vendue sur les marchés, on s'en frotte les gencives pour réduire les algies dentaires. La décoction des écorces est administrée contre les diarrhées profuses, les vomissements. [Merina] 7 [Betsileo] 8 [Bezanozano] |
Ohatra |
9 Ny hazo tsikihy ihany no karakaty hazo malefaka koa ny andrarezina [2.131] 10 ary tsakoina madinika ny ravin' andrarezina dia sitrana izy. [2.48] |
Voambolana |
11 Haizavamaniry: hazo |
Tovy hevitra | 12 tsilaibaratra |
Kamban-teny |
|
Anarana ara-tsiansa |
|
Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny andrarezina io |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |