| Teny iditra | 1 andray |
| Sokajin-teny | 2 tenim-piontanana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Tenim-piontanana enti-milaza fahatairana: Andray! Loza inona itỳ nataonao, Rasoa!
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 an exclamation of surprise. In truth! Indeed! Oh!
[1.2] 5 oh! indeed! [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 ah ! vraiment !
[1.8] |
| Fivaditsoratra | 7 ana-dry, andray, 8 andria, 9 darina, 10 nadira, 11 ridana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|