Teny iditra andredy
Sokajin-teny tenim-piontanana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] Karazan-teny fingosana amin'ny reny na interjeksiona ilazana fahatalajona na lalina na koa fanamafisana izay voalaza teo aloha: Andredy a? (tena marina ve?) [1.78]
Tovy hevitra andreny

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31