Teny iditra | 1 andredy |
Sokajin-teny | 2 tenim-piontanana [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Tanala]
karazan-teny fingosana amin'ny reny na interjeksiona ilazana fahatalajona na lalina na koa fanamafisana izay voalaza teo aloha: Andredy a? (tena marina ve?) |
Tovy hevitra | 4 andreny |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |