Teny iditra andretra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tanala] fanariam-pako (toerana), toerana lobolobo amoron-tanàna: Alao andretra laha hievelaña (mandehana eny ampanariam-pako raha hivoaka) [Rakotosaona 1972]

Teny iditra andretra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Betsimisaraka] bibikely mandratra voly [Rakotosaona 1972]
Voambolana 

2010/05/06