Teny iditra (1/2) | 1 andriambo |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Betsimisaraka]
hazo avo manohana ny lohatrano 4 [1.78] [Sihanaka] andry roa lehibe manohana ny tafon-trano 5 [1.78] [Tanala] andry roa na telo manohana ny haratra na ny ambonimandry |
Teny iditra (2/2) | 6 andriambo |
Sokajin-teny | 7 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.78] [Bara]
andry |
Fivaditsoratra | 9 andramboy, andriambo, andrimbao, mandrabio, naboridam |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |