Teny iditra | Andrianarivo | |
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (olona) | |
Voambolana | Fivavahana, finoana | |
Tsanganana sy sary iray takila | Ny sampy taloha | |
Ohatra | Ary ny toetr' ity sampy Andrianarivo ity dia natao ny tahaka ny sary olona mainty hoditra ohatra ny mozambika, fa izy hazo no natao, sady tsy misy volo. [Callet: Tantara, takila 456] | |
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny Andrianarivo io | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |