|
|
|
|

Teny iditra1  Andrianarivo
Sokajin-teny  2  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Ohatra  3  Ary ny toetr' ity sampy andrianarivo ity dia natao ny tahaka ny sary olona mainty hoditra ohatra ny mozambika, fa izy hazo no natao, sady tsy misy volo. [2.48#456]
Voambolana  4  Finoana
Ohabolana  5  Ohabolana misy io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  6  label="sampy" run="sampy"/>Ary ny toetr' ity sampy Andrianarivo ity dia natao ny tahaka ny sary olona mainty hoditra ohatra ny mozambika, fa izy hazo no natao, sady tsy misy volo.

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26