|
|
|
|

Teny iditra1  Andriantsimitoviaminandriandehibe
Sokajin-teny  2  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Ohatra  3  Milevina ao amin'ny fahatelo amin'ny Trano Fito Miandalana andriantsimitoviaminandriandehibe. [2.508#349]
4  Tsy nanaiky izany anefa andriantsimitoviaminandriandehibe tao Antananarivo, satria izy no lahimatoa. [2.113#28]
5  Ny nanjakin-dRazakatsitakatrandriana nandimby an' andriantsimitoviaminandriandehibe teto Antananarivo; [2.48#284]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26