Teny iditra | 1 andrifafy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] [Taisaka]
Fetin' ny maty ankalazaina amim-pomba lehibe ho an' ireo maty vao haingana sy ny lehibebe amin' ireo teo aloha |
Fivaditsoratra | 4 andrifafy, fifandrai |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |