Teny iditra | andrimaso | |
Singan-teny | andry ; maso | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny anglisy | [maso, the eye.] A guard kept over people who are not bound. See fato-bava. [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Vigilance [1.5] | |
Ohatra | Hatramin' ny efa nihinan-kanina avy no mbola nisy ohatra ny nanao andrimaso.
[2.4] | |
Fivaditsoratra | andrimaso, indra-maso, manadriso, mandosira |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/16 |