|
|
|
|

Teny iditra1  andrim-panjakana
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny frantsay  3  [1.13] institution
4  [1.320] institution de l' État
Ohatra  5  [4.27] Nanafintohina ny SeFaFi io fandrebirebena avy amina andrimpanjakana miandraikitra ny fampandehanana tsara ny andrim-panjakana rehetra io.
Singan-teny  6  andry, fanjakana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07