Teny iditra androanavy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tandroy] lahy antitra , atidahy na vady (sangy): Tariho kahe o androanavy io / Mandiñe zo entane ao i andoanavy-oy [Rakotosaona 1975]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31