Teny iditra |
androvo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Famaritana malagasy | [Rajemisa 1985]
|
Fandikana frantsay | rôdeur, bande de malfaiteurs, de bandits, de détrousseurs [Abinal 1888]
|
Sampanteny |
Tsipelina hafa |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Ohatra | Tsy izy mirahalahy ihany anefa no nilalao ody sy nisotro toaka, ary nanao fanahin' androvo toy izany teo Amboanana [Rasamuel: Zanakantitra]
|
|
Teny iditra |
androvo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fandikana anglisy | [Provincial]
a kind of top [Richardson 1885]
|
Fandikana frantsay | [Tankarana]
coquille, toupie. [David 1952 (takila A)]
|
Teny nalaina |
|