Teny iditra Andry Andraina
Sokajin-teny anaran-tsamirery (solon' anarana) [fitanisana]
Famaritana malagasy solon' anaranan' i Razafindrazaka [3.1]
Fandikana frantsay pseudonyme de Razafindrazaka [Ranaivoson 2004]
Asa navoany Indray Andro tao Sahabe (Tononkalo)
I Vola
Mitaraina ny tany
Tsanganana sy sary iray takila Solon' anaranan' ireo mpanoratra malagasy

Nohavaozina tamin' ny 2020/10/17