|
|
|
|

Teny iditra1  anehoana
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny frantsay  3  [1.3#595]
Ohatra  4  [2.114#] Ny lalàna no anehoana ny sitrapon' ny vahoaka.
5  [2.606#] Ny teny no amoahana ny hevitra ao an-dohan'ny tena, anehoana izany amin'ny hafa.
Fototeny  6  seho
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11  anehanao, anehoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21