|
|
|
|

Teny iditra1  anekena
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny anglisy  3  [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#121]
Ohatra  5  [2.366#] Koa raha izany, ny mpivavaka dia tsy vitan' ny manary sy manamavo ny nentin-drazana fa mbola manao tompo roa aty amin' ny lany tsy azo anekena afa-tsy tompo tokana.
6  [4.27#] Misy modely telo ny modely frantsay izay miavaka amin' ny fampisarahana mazava ny Fanjakana sy ny Fiangonana, izay tsy anekena ny fitsabahan' ny fivavahana amin' ny fiainam-pirenena;
Fototeny  7  eky
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  12  anaikena

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12