|
|
|
|

Teny iditra1  anelanelana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Teny mpampiankina enti-milaza toerana eo afovoan' ny olona na zavatra roa: Nipetraka teo anelanelan' i dada sy i neny Ikoto
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] see elanelana.
Kamban-teny 
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny anelanelana io

Fivaditsoratra  8  anelanelana, naelanelana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31