|
|
|
|

Teny iditra1  añevo
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Taisaka] ampovoany
4  [1.78] [Tanala] ampovoany: Añevo tsy vondrake dia koa andry ambo (ampovoany nefa tsy matavy toa andry)
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.82] [Taisaka] au milieu de, entre
Fototeny  6  evo

Fivaditsoratra  7  añevo, Anove, aveno, evona, naevo, voeña, voena

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/30