Teny iditra | 1 angady mondro |
Singan-teny | 2 angady, mondro |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 angady efa ela niasana ka bory kely sisa mijanona [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 A worn-out spade blade [1.2] 6 the stump of a worn-out spade [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 le moignon d 'une bêche usée [1.8] |
Ohatra |
8 Ary raha rnampandoa angady mondro ny andriamanjaka, dia manatitra izahay. [2.48] |
Tovy hevitra | 9 mondron' angady |
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny angady mondro io |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |