Teny iditra | 1 angady |
Fototeny | 2 hady |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fitaovana enti-miasa tany, misy lelany vy lavalava maranitra ary zarany hazo, izay mazàna harahara, ka izany no mahatonga ny teny hoe harahara hoenti-milaza koa ny angady |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] a spade. This word is evidently from the root hady, mangady being used in the provinces where mihady is used in Imerina. See fangady. 6 [1.7] a spade; |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8, 1.13] bêche |
Voambolana |
8 Fitaovam-piasana |
Tovy hevitra | 9 fangady |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny angady io |
Fivaditsoratra | 17 adinga, angady, gidana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |