|
|
|
|

Teny iditra1  angady mondro
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] angady efa ela niasana ka bory kely sisa mijanona
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2][angadimondro] A worn-out spade blade
5  [1.7] the stump of a worn-out spade
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] le moignon d 'une bêche usée
Ohatra  7  [2.48] Ary raha rnampandoa angady mondro ny andriamanjaka, dia manatitra izahay.
Singan-teny  8  angady, mondro
Tovy hevitra  9  mondron' angady
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10