Teny iditra angaha
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana malagasy Mpamaritra matoanteny enti-milaza fisalasalana tahaka ny angamba ary entina misolo azy raha manontany: Lasa angaha Rakoto teo? na raha manisikevitra somary maneso: Sasatry ny miaina angaha izato izy no manaonao foana ohatra itsy! [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy perhaps [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay peut-être? (interrogatif) [Hallanger 1974]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31