Teny iditra angaha
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Mpamaritra matoanteny enti-milaza fisalasalana tahaka ny angamba ary entina misolo azy raha manontany: Lasa angaha Rakoto teo? na raha manisikevitra somary maneso: Sasatry ny miaina angaha izato izy no manaonao foana ohatra itsy! [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Perhaps [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Peut-être? [1.3, 1.8]
 C’est possible: Handeha koa angaha hianao (Seriez-vous peut-être au nombre des partants?) ~ Angaha tsy ho avy izy (Il ne viendra peut-être pas) [1.3]
Ohatra 
1Vita angaha izao fanadinan' ise? [2.643]
2Masiaka angaha ny ray aman-dreninao? [2.4]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/02