|
|
|
|

Teny iditra1  anka
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haibiby: vorona
Fanazavàna teny malagasy  4  Voronandrano mitovitovy amin' ny ganagana fa kelikely kokoa ary mena ny vavany [1.1]
5  ganagana dia [Sihanaka] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  6  the name of a species of wild duck. Anas Melleri, Sclat. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7  canard sauvage [1.54]
Anaram-javamaniry 

Fivaditsoratra  9  akanga, angàka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31