|
|
|
|

Teny iditra1  angalisa
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Basy anglisy fahizay, izay notsoloana afo no fanapoahana azy
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] a flint-lock musket
Ohabolana  5  Ohabolana misy io teny angalisa io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07