Teny iditra | 1 angamaty |
Singan-teny | 2 angatra, maty |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] fahamafisan' ny aretin' ny angatra tonga amin' ny heriny mafy indrindra ka tsy mahavalandrano intsony izay voany |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] [maty, dead.] A partial suppression of urine, strangury. |
Voambolana |
6 Fahasalamana |
Fivaditsoratra | 7 amangita, angamaty |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |