Teny iditra | anganongano (angano) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | Zavatra mahafinaritra foronin' ny haitraitra sy aingitraingitra [Rajemisa 1985] | |
Fandikana frantsay | plaisanterie, facétie, superfétation [Abinal 1888] | |
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny anganongano io | |
Teny iditra | anganongano (angano) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fandikana anglisy | [Provincial] amusing, droll, facetious [Richardson 1885] | |
Fandikana frantsay | plaisant [Abinal 1888] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |