Teny iditra Anganon'ny Ntaolo
Sokajin-teny anarana (lohatenin' boky na teatira)
Famaritana malagasy Ao amin' ny "Anganon' ny Ntaolo" navoakan' i Dahle niarakaraka tamin' izany, dia ahitana ohabolana 333, hafa noho ireo voaangon-dry Cousins sy ny namany, voalahatra araka ny abidia fotsiny. [Rahajarizafy 1988]
Zana-dohateny Tantara mampiseho ny fomban-drazana sy ny finoana sasany mananany
Mpanoratra Dahle L.
Fanontana 1908. Ambainy: 13,5cm. Haavony: 21cm. Takila: 296. 9th ed., revised and enlarged by John Sims.
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/04/19