Teny iditra | angao | ||
Sokajin-teny | mpisolo anarana | ||
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial] You, thou. See hianao and anao [1.2] | ||
Tsanganana sy sary iray takila | ny mpisolo rehetra | ||
Teny iditra | angao | ||
Sokajin-teny | mpampitohy | ||
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala] Sao: Tsy hañaboabo foropotre an-drano angao mampipoake zana-boay (Tsy hamadibadika hetrina sao mampitranga zana-boay) [1.78] | ||
Mitovy amin' ny andrao, fandrao, sao, angoa [1.1] | |||
Fanazavàna teny anglisy | Sometimes used for andrao [1.2] | ||
Kamban-teny |
| ||
Fivaditsoratra | agano, agona, angao, angoa, aonga, gaona, goana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/22 |