Teny iditra (1/2) | 1 angao |
Sokajin-teny | 2 mpisolo anarana [Fitanisana] |
Fanazavàna teny anglisy |
3 [1.2] [Provincial]
you, thou. See hianao and anao |
Tsanganana sy sary iray takila |
4 Ny mpisolo rehetra |
Teny iditra (2/2) | 5 angao |
Sokajin-teny | 6 mpampitohy [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
7 [1.78] [Tanala]
sao: Tsy hañaboabo foropotre an-drano angao mampipoake zana-boay (Tsy hamadibadika hetrina sao mampitranga zana-boay) 8 [1.1] Mitovy amin' ny andrao, fandrao, sao, angoa |
Fanazavàna teny anglisy |
9 [1.2] sometimes used for andrao |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 11 agano, agaon, agoan, agona, angao, angoa, aonga, gaona, goana, nagao, nagoa |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |