Teny iditra | angavodia | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka] Anaran-kazo [1.78] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Betsileo] (pour angavodiana) Agauria salicifolia (Comm. ex Lam.) Hook. f. ex Oliv. (Ericaceae). Toxique. [1.196] | |
Anarana siantifika | Agauria salicifolia | |
Voambolana | Haizavamaniry: hazo | |
Fivaditsoratra | angavoady, angavodia, gavodiana |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |