Teny iditra | 1 angika |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
3 [1.2] a variety of rice. The provincial words are angeka, and angeky. See rojo. |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.19] [Tankarana]
nom d'une variété de riz. 5 [1.196] (voir aussi angeka) Variété de riz à petit grain cultivée après le vary aloha. On en distingue deux sortes : angikafotsy, à périsperme incolore et angikamena, à périsperme rouge. Un proverbe betsileo dit : "Izaho angika, hianao vary hova" ; "Moi, je suis l'angika et vous le riz des hova". Il correspond au proverbe français : "On ne mélange pas les torchons avec les serviettes ". [Betsileo] |
Ohatra |
6 Mifotofoto fo ampy rojo / mivorovoro fo ampy angika / tsy mahaleo tsy vary andrefana / sady avo taho fantatr'olona / sady ankafana no manitra [2.131] |
Voambolana |
7 Haizavamaniry: ahitra |
Anaram-javamaniry |
|
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny angika io |
Fivaditsoratra | 11 angika, nagaik, nigaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |