Teny iditra | angley | |
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Ny firenena monina any amin' ny tanin' i Englanda na Angletera: Monge-mahalatsaka izay ny Angley Momba an' i Angletera na an' i Angletera na avy any Angletera: Anisan' ny teny sarotra tononina ny teny angley [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Englishman, Englishwoman English [3.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Anglais, anglaise [3.1] | |
Voambolana | Haitoetany: firenena, foko | |
Tovy hevitra | anglisy | |
Ny fihaviany | Frantsay: anglais. | |
Mpanahaka | Angletera ~ Englanda | |
Fivaditsoratra | angely, angile, angley |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |