|
|
|
|

Teny iditra1  anglisy
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Ny firenena monina any amin' ny tanin' i Englanda na Angletera: Monge-mahalatsaka izay ny Anglisy
Momba an' i Angletera na an' i Angletera na avy any Angletera: Anisan' ny teny sarotra tononina ny teny anglisy
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] an Englishman or woman
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] anglais, anglaise
Voambolana  6  Haitoetany: firenena, foko
Tovy hevitra  7  angley
Mpanahaka  8  angletera, englanda
Kamban-teny 
Lohateny  12  An Elementary Englisy-Malagasy Dictionary (Hallanger Fredrick Stang)
13  Diksionary Englisy sy Malagasy : ho any izay mianatra teny Englisy (Sewell Joseph S)
14  Diksionera Malagasy-Englisy (Hallanger Fredrick Stang)

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31