Teny iditra (1/2) | 1 angolaina |
Fototeny | 2 angola |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Arahina ny haitraitrany: Haditra io zanakao io fa efa dia angolainao loatra 5 Enti-milaza hira izay vole-na haingonkaingony miolana kely rehefa mihira azy: Angolainy ny hirany ka ao ny mihomehy, ao ny hontsahontsa [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 to have one's caprices satisfied [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 dont on satisfait les caprices [1.8] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny angolaina io |
Teny iditra (2/2) | 13 angolaina |
Fototeny | 14 angola |
Sokajin-teny | 15 mpamaritra |
Fanazavàna teny anglisy |
16 the state of the shins when scorched by sitting too near the fire. Probably from Angola. [1.2] |
Fivaditsoratra | 17 angolaina, iangolana, laingoana |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |