Teny iditra angoly
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Betsimisaraka] hafetsena [Rakotosaona 1972]
 Fandrokidrokiana mba hanambakana, tambitamby mba hametsena [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy artifice, fraud, deceit, snare. See ambosy, ambaka, fitaka, sandoka, and soloky. [Richardson 1885]
 deceit [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay tromperie; séduction : [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Teny nalaina 

2009/10/28